Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
Sujet: smileys Dim 17 Déc - 18:55
Holy Monica a écrit:
Fanontaniana kely azafady ra tsy mahadiso : atao ahoana kay no maha ngéda an'ilay sary refa mipotra fa ny ahy toa lasa minus kely dôlou refa mis'affiche é?? sa refa scannéna d ouvaina ny taille-ny! nefa manjary ela b ny miattacher anazy ??? (mamindra ny smileys anao ry Toavina an!)
aleo azavaiko ny fampiasa anireny manjary ampiasampiasaina fahatany mantsy. en fait expression izy ireny. refa misy tianao avoitra anefa sarotra na ridicule ny manoratra azy ra atao tao fotsiny izy ireny dia lasa mandreraka jiaby.
anokafan'nyolona sujet mitokana eo ianao ra mitihy zao
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Lun 18 Déc - 1:00
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Lun 18 Déc - 10:29
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Mar 19 Déc - 22:53
Holy Monica a écrit:
oka zay fa makamo b ka!
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 42 Date d'inscription : 07/08/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Mer 20 Déc - 0:31
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Mer 20 Déc - 2:01
Toavina > hitanao fa mahakamo ihany ilay izy amin ny farany !!!
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
Sujet: à jacky Mar 24 Juil - 20:45
kaiza lesy Jacky ono oa te anana info momba ny "économie d'un site web "aho letsy. aona no fomba fanokafana forum toy ny antsika io? mando vola v? de aiza de otrin? de actif otran io zany oe misy stat bdb en temps réel. de misy resaka espace v? ny tena tiako zao oe misy forum de misy page actu. mialy e!
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
oui mandoa vola be ; alefaso aty amiko ny sosy de mamaly zah
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Dim 29 Juil - 20:40
non sérieux. aona ny fanaovana azy e? madity famaly ela le!
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Lun 30 Juil - 15:38
ka efa nomeko io ambony io ny "lien" ahafahana manokatra forum gratuit .... misy detail bdb ao afaka mamaly ny fanontanian elah tsara io no simple indrindra moa raha mitady sarotra kokoa dia misy lien hafa azo omena afa-po ve tompoko sa mbola madity be ihany??
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 42 Date d'inscription : 07/08/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Lun 21 Avr - 23:18
afaka ovaina ve ny titre na sujet? raha eny dia ahoana? tiako hesorina ny "t" iray amin' ny "popotte". merci d' avance Jack
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Jeu 1 Mai - 14:28
desolé j'avais vu ton message que maintenant , voila c'est fait !! sinon la prochaine fois il faut juste faire éditer
mahery Zaza vao
Nombre de messages : 26 Age : 43 Date d'inscription : 15/05/2008
Sujet: Re: Questions/Réponses Jeu 15 Mai - 12:22
BONJOUR
MANAO AZAFADY AMINAREO REETRA FA MISY OLONA RATSY TOETRA BE ATO.
EFA HO 3 MOIS ZA ZAO TSY NETY TAFIDITRA TATO AMIN'NY FORUM INTSONY.
ISAKY NY MIDITRA ZA DIA COMPTE INACTIF OU MOT DE PASSE INVALIDE FOANA NO SORATANY ATO.
UNE PERSONNE UTILISIE MON COMPTE ET ECRIT DES CHOSES VRAIMENT ABOMINABLES.
VOATERY ZA NAMORONA ITY PSEUDO VAOVAO ITY SATRIA TSY METY TAFIDITRA NEFA TE AHITA DE VISU MIHITSY HOE INONA DAHOLO NO LAZAINA FA SORATAKO ATO.
ENGA ANIE IZAY OLONA MAMPIASA NY PSEUDO AKO ATO HIVALY AMINY DAHOLO NY ZAVATRA REETRA NOTENENINY.
SOA ( Rianasoa RABETAFIKA).
PS: TENA MIALA TSINY AMIN'IREO IZAY VOAFITAKA FA VOUS POUVEZ PEUT ETRE CONSTATER (SURTOUT CEUX QUI ME CONNAISSENT VRAIMENT) QUE CE N'EST PAS DU TOUT MON GENRE TOUTES CES VULGARITES[/b]
mahery Zaza vao
Nombre de messages : 26 Age : 43 Date d'inscription : 15/05/2008
Sujet: Re: Questions/Réponses Jeu 15 Mai - 12:23
[b]A VANINA
TOI QUI ME CONNAIT SI BIEN, DIA MIERITREREITRA VE NDRY FA ZA AHAVITA ANORATRA IZAO RETRARETRA IZAO?
TU AS ETE MA MEILLEURE AMIE, ET TU L'ES TOUJOURS ALORS POURQUOI EST CE QUE JE VAIS TE DENIGRER?
TU NE M'AS RIEN FAIT DE MAL
POUR LE TAPIS, CAR C'EST LE SUJET DU JOUR A CE QUE JE VOIS, JE PRECISE QUE C'EST MOI QUI L'AI CHOISI, DONC JE NE VOIS PAS POURQUOI JE VEUX M'EN DEBARRASSER?
TENA OLONA VENDRANA TSY MISY SAINA ARY TSY MISY CONSCIENCE MINTSY NY OLONA NANORATRA IRENY.
HIVERINA AMINAO DAHOLO IRENY ARY TADIDIO FA TSY MAINTSY HO TRATRA IANAO NA ELA NO HO AINGANA
SOA (Rianasoa RABETAFIKA)
mahery Zaza vao
Nombre de messages : 26 Age : 43 Date d'inscription : 15/05/2008
Sujet: Re: Questions/Réponses Jeu 15 Mai - 12:29
JACKY
MERCI D'EFFACER LE PSEUDO SOA
QUELQU'UN L'UTILISE POUR DIRE DES CHOSES VRAIMENT OBSCENES ET DEGRADANTES
TSY AIKO HOE AHOANA NO NANTAONY FA AMPIASAINY NY COMPTE-KO DIA MITENITENY FOANA BE EO IZY
MANALA BARAKA SADY MAMPIADY OLONA
SOA (Rianasoa RABETAFIKA)
jemima Vatombatony
Nombre de messages : 127 Age : 42 Date d'inscription : 09/11/2006
Sujet: Re: Questions/Réponses Ven 1 Aoû - 21:17
bjr daoly, misy fanotaniana kely ity: ny aty amiko ihany v sa niova mintsy ny page-n'ilay forum fa lasa vert foncé sady maizina b lé izy? d nakaiza daoly ny olona fa tsisy miresaka tsony ato sa , , ...