| Idées et suggestions... | |
|
+12Mialys Fidy Liana bodo Soa toavina. Holy Mouni Andry Hery Hasina Jack 16 participants |
|
Auteur | Message |
---|
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mar 31 Juil - 21:58 | |
| Rianas>> ok je verrai qud j'aurai à nouveau un peu de temps thx Mouni>> yess oui j'ai vu mais j'ai oublié de le changer l'autre soir thx ce sera fait bientôt | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mar 13 Nov - 8:27 | |
| za wa tsy mety mi-deconnecte mitsy le izy! tsy azoko satria je clique sur deconnexion d tsy misy inn inn mitranga koriny! sa ve le ordi no misy bizarre? | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mar 13 Nov - 15:58 | |
| - Hasina a écrit:
- za wa tsy mety mi-deconnecte mitsy le izy! tsy azoko satria je clique sur deconnexion d tsy misy inn inn mitranga koriny! sa ve le ordi no misy bizarre?
O ry Hasina a, rehefa mi-deconnecter anie ndry, dia tsy mila mampiasa blanco toy ny fanaon-dry ireny eee!!! | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mar 13 Nov - 16:13 | |
| Bodo : ary le hoe " tsara vintana be za ?" le rehefa mi-dicter lesona d tapitra tsara amin ny fin de page pour passer 'a un nouveau titre ? :-D esa hoe e, tsisy atao kia njy ry Bob ka.... fa tsy mamaly ny fanontaniako zany zany e. O ry Jacky Jack an, aiza marina enao e. | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mar 13 Nov - 16:19 | |
| ie, tadidiko ireny ry bobl, ary ilay hoe :
Je suis arrivée au lendemain de la page, rehefa mivadika page!!!!!!!!!
lol lol | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mar 13 Nov - 16:47 | |
| ary le nanao jeu pyramide ve moa iny d tratran i mr Emile d tsy nisy nety nitsangana d finalement mlle Bob a du se sacrifier ? loool | |
|
| |
Ony Andolantsento
Nombre de messages : 160 Age : 43 Date d'inscription : 07/08/2006
| |
| |
Rianas Vatombatony
Nombre de messages : 145 Age : 42 Localisation : Nantes Date d'inscription : 11/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Jeu 15 Nov - 12:28 | |
| - Hasina a écrit:
- za wa tsy mety mi-deconnecte mitsy le izy! tsy azoko satria je clique sur deconnexion d tsy misy inn inn mitranga koriny! sa ve le ordi no misy bizarre?
bOuBoU, don't panik !!!! manao anzan matetika koa ny session ako fa sûre zah fa tsy oe tsika no ts mahay manindry ny bokotra déconnexion. ouf bé v ry boubou ??? | |
|
| |
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Lun 17 Déc - 14:31 | |
| - Hasina a écrit:
- za wa tsy mety mi-deconnecte mitsy le izy! tsy azoko satria je clique sur deconnexion d tsy misy inn inn mitranga koriny! sa ve le ordi no misy bizarre?
sorry e , zao vao tonga !!! mbola mitohy ve lé bleme sa efa ??? | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Ven 28 Déc - 15:12 | |
| Jacky : y a plus de pbm a l' horizon, je dirai que ca peut arriver merci quand meme e. | |
|
| |
mahery Zaza vao
Nombre de messages : 26 Age : 43 Date d'inscription : 15/05/2008
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Jeu 15 Mai - 12:25 | |
| BONJOUR
MANAO AZAFADY AMINAREO REETRA FA MISY OLONA RATSY TOETRA BE ATO.
EFA HO 3 MOIS ZA ZAO TSY NETY TAFIDITRA TATO AMIN'NY FORUM INTSONY.
ISAKY NY MIDITRA ZA DIA COMPTE INACTIF OU MOT DE PASSE INVALIDE FOANA NO SORATANY ATO.
UNE PERSONNE UTILISIE MON COMPTE ET ECRIT DES CHOSES VRAIMENT ABOMINABLES.
VOATERY ZA NAMORONA ITY PSEUDO VAOVAO ITY SATRIA TSY METY TAFIDITRA NEFA TE AHITA DE VISU MIHITSY HOE INONA DAHOLO NO LAZAINA FA SORATAKO ATO.
ENGA ANIE IZAY OLONA MAMPIASA NY PSEUDO AKO ATO HIVALY AMINY DAHOLO NY ZAVATRA REETRA NOTENENINY.
SOA ( Rianasoa RABETAFIKA).
PS: TENA MIALA TSINY AMIN'IREO IZAY VOAFITAKA FA VOUS POUVEZ PEUT ETRE CONSTATER (SURTOUT CEUX QUI ME CONNAISSENT VRAIMENT) QUE CE N'EST PAS DU TOUT MON GENRE TOUTES CES VULGARITES[/b] | |
|
| |
mahery Zaza vao
Nombre de messages : 26 Age : 43 Date d'inscription : 15/05/2008
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Jeu 15 Mai - 12:26 | |
| [b]A VANINA
TOI QUI ME CONNAIT SI BIEN, DIA MIERITREREITRA VE NDRY FA ZA AHAVITA ANORATRA IZAO RETRARETRA IZAO?
TU AS ETE MA MEILLEURE AMIE, ET TU L'ES TOUJOURS ALORS POURQUOI EST CE QUE JE VAIS TE DENIGRER?
TU NE M'AS RIEN FAIT DE MAL
POUR LE TAPIS, CAR C'EST LE SUJET DU JOUR A CE QUE JE VOIS, JE PRECISE QUE C'EST MOI QUI L'AI CHOISI, DONC JE NE VOIS PAS POURQUOI JE VEUX M'EN DEBARRASSER?
TENA OLONA VENDRANA TSY MISY SAINA ARY TSY MISY CONSCIENCE MINTSY NY OLONA NANORATRA IRENY.
HIVERINA AMINAO DAHOLO IRENY ARY TADIDIO FA TSY MAINTSY HO TRATRA IANAO NA ELA NO HO AINGANA
SOA (Rianasoa RABETAFIKA) | |
|
| |
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Jeu 15 Mai - 23:41 | |
| in ary ty! ary mbola rianasoa rabetaafika iany ny anarany an! f'anga sty razafindratandra? | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Idées et suggestions... Mer 21 Mai - 11:43 | |
| Bonjour daholo,
O reto aa, marobe ny olona mi-s'inscrire avec des faux noms. donc pour eviter les problemes, rehefa mi-s'inscrire dia tsy maintsy asiana nom de famille + prenom obligatoirement sinon tsy valider mihitsy dia tsy tafiditra ato. Comme ce matin, un personne au nom de "hani" et son prenom est hanion s'est inscrit sur notre forum. Comme je ne connais pas de Hanion tao am promo antsika, dia "bannissiavako ". Donc faites passer le message, tant ka tsy misy nom + prenom fantatra, tsy tafiditra eto.
Merci. | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Idées et suggestions... | |
| |
|
| |
| Idées et suggestions... | |
|