Nombre de messages : 145 Age : 42 Localisation : Nantes Date d'inscription : 11/08/2006
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Lun 3 Sep - 12:34
Mahafinaritra ny sarinareo Fa ny andro otrany malomaloka ihany e ? Rah diso zah aza tsiny fa misy pbm ty écran-ko ty...
mbola Andolantsento
Nombre de messages : 179 Age : 43 Localisation : bruxelles Date d'inscription : 07/08/2006
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Lun 3 Sep - 22:28
misaotra leisy e...ity misy ny sarintsika valo fa ialahy toa tsy nanana
Hery Zaza vao
Nombre de messages : 30 Age : 43 Date d'inscription : 26/09/2006
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Mar 4 Sep - 21:58
Ie, elaisany ihany sisa no naka tamin'iny. Misaotra e! @ Rianasoa: tsara ny andro ny sabotsy, fa izany hoe somary maizina le sary
Soa Andolantsento
Nombre de messages : 266 Age : 42 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 07/08/2006
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Mer 5 Sep - 8:56
Tsara be daholo ny sary.
Sambatra ianareo.
Aty ny ankizy otsan tsy misy taitsa mitsy amle sortie lol
Bisous be daholo
Rianas Vatombatony
Nombre de messages : 145 Age : 42 Localisation : Nantes Date d'inscription : 11/08/2006
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Mer 5 Sep - 12:31
Mety tsy hoe tsy mazoto ny ankizy fa misy an'io fahoriana io dia miandry kely indray aloha vao mikarakara lanonana. Aza taitra fa ho avy ny tour-nareo dia anjaranareo ndreky ny mandefa sary
Narindra R. Zaza vao
Nombre de messages : 70 Age : 42 Date d'inscription : 14/03/2007
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Mer 5 Sep - 13:45
Mahafinaritra le sarinareo, ohatran'ny hoe misy ambiance "sarigaigy " party! Tokony mba manao "sarigaigy party" koa ny ankizy eto, sa ahoana hozy nareo?
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer Ven 7 Sep - 11:53
marina mitsy ny andry Narindra fa ohatra ny tsy nisy tohiny tsony lé resaka tary @ sortie-atsika eto!
Contenu sponsorisé
Sujet: Re: Sortie Aika à Blonville Sur Mer
Sortie Aika à Blonville Sur Mer
Page 1 sur 1
Sujets similaires
Sujets similaires
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum