Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
Sujet: Sary Voyage d'Etude ISALO Ven 11 Aoû - 11:55
Ireto ihany no ananako fa izay manana hafa dia alefaso eee!!!
mimisy Zaza vao
Nombre de messages : 47 Age : 42 Localisation : Paris Date d'inscription : 06/10/2006
Sujet: lamôdy Sam 7 Oct - 16:45
Lamôdy be nga ny salopety t@ zany fotoana zany sa ahoana?
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Sary Voyage d'Etude ISALO Lun 30 Oct - 16:31
evil: tena vao maika nivadika oréra ty fa tena tsy haiko mitsy lé manapoutra lé sary e!GRRRRR
Dernière édition par le Mer 1 Nov - 17:41, édité 7 fois
toavina. Vatombatony
Nombre de messages : 77 Age : 43 Localisation : alorbi, akaikin'i tsarasaotra Date d'inscription : 30/10/2006
Sujet: miditra ato Mar 31 Oct - 14:18
kaiza daolo! aona tsara no miditra ato fa inviter by bafieene sy mialis' aho d manandrana toavina
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Sary Voyage d'Etude ISALO Sam 16 Déc - 10:02
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Sary Voyage d'Etude ISALO Sam 16 Déc - 10:07
dé io ny sary e! fa tsy haiko hoe manin minus kely lé izy!
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
Sujet: Re: Sary Voyage d'Etude ISALO Dim 17 Déc - 16:52
jerenareo sary faha3 @ lé napetrak'i Bodo, dé iza kay lé ankizy lahy sy vavy eo @ côté droit @ lé sary ?
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
Sujet: tsy ay Dim 17 Déc - 18:45
Holy Monica a écrit:
tsy hay ny mijery ireto sary. kely sy bitika. refa cliqué na d oe " U waon a price...
Holifanja Avana Vatombatony
Nombre de messages : 97 Age : 42 Date d'inscription : 18/10/2006
Sujet: Sary Voyage d'étude Isalo Lun 18 Déc - 9:09
Holy a! milay be le miezaka mandefa sary e!
fa mba asina ezaka kel ngamba le iz fa otran tsy de hita loatra le ol so de alefa tsirairay mety koko zay mo zan mbol tsy nanandrana nadefa sary fa tsy manana ka de mba mandefa sosokevitra fotsiny ihany! mafnaritra e!
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
fa mba asina ezaka kel ngamba le iz fa otran tsy de hita loatra le ol so de alefa tsirairay mety koko zay mo zan mbol tsy nanandrana nadefa sary fa tsy manana ka de mba mandefa sosokevitra fotsiny ihany! mafnaritra e!
Mbola miandry ny sososkevitra avy any @ mister Jack e! mapmé b lé izy eo akainkin'lé sary b!sembana kely vérénana scannéna angamba de redimensiônéna
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Sary Voyage d'Etude ISALO Lun 5 Mar - 15:15
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
Sujet: Re: Sary Voyage d'Etude ISALO Lun 5 Mar - 16:07