| Sary Promotion | |
|
+15Holifanja Avana toavina Rianas Vakana Holy Monica Sendra Fidy Andry Vanina Soa Hasina bodo JM Mouni Jack 19 participants |
|
Auteur | Message |
---|
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Sary Promotion Lun 7 Aoû - 15:39 | |
| Eto afaka mandefa ny sary rehetra nandritra ny taona maro nandalovana tao amin'i Sainta | |
|
| |
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 43 Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 9 Aoû - 22:21 | |
| "oe! oe! capitaine abandonné?,...." tsy misy kila mihitsy ity rubriq ity!!! ô ry reto a zay manana ny sarin'ny promo aza adino e!!!, za miandry scanner dia rehefa tonga ny l'heure ho lasa ny zaffaire | |
|
| |
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 2:03 | |
| | |
|
| |
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 43 Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 2:49 | |
| t'inquietes ça va bien, ct juste pr te faire parler je pense qu'il faut un scanner (pr ma part en tt cas et ptet pr certains aussi) pr transferer les photos sur ordi et pouvoir les mettre ici,......., ça va prendre un peu de temps alors Bon jeudi daholo, | |
|
| |
JM Vatombatony
Nombre de messages : 77 Age : 42 Date d'inscription : 08/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 7:56 | |
| Sali an! Maninona moa ra feno tsika sary ato @ zay lasa maromaro kokoa sika.Za aloha manana fotos de classe(misy afa akotran'ny nalefan'i Bodo) fa mbola scanner-na,miandry fotoana kely. Alefa ato ny sary mampime talou reny,@ zay tena sovenira | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 10:59 | |
| oui jean marc,
Mba alefaso izay sary hafa anananao, photo de classe na sary mampimé. Ary ilay sarin'i Hasina manao bikini raha possible. | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 21:50 | |
| classe de 10ème A | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 21:54 | |
| | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 22:10 | |
| | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 22:21 | |
|
Dernière édition par le Ven 11 Aoû - 14:24, édité 1 fois | |
|
| |
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 10 Aoû - 23:24 | |
| | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Ven 11 Aoû - 2:38 | |
| Photos de classe reo ry Jackouille La fripouille an ! D miandry ny manaraka an ! Merci Bodona. | |
|
| |
Soa Andolantsento
Nombre de messages : 266 Age : 42 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Ven 11 Aoû - 8:53 | |
| Andrekako ooooooooo hihihiihii mapme beeeeeeeeeee Nefa mafinaritra be ny mijery azy | |
|
| |
Vanina Zaza vao
Nombre de messages : 66 Age : 43 Localisation : Madagascar - Tana Date d'inscription : 23/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 23 Aoû - 15:10 | |
| | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 23 Aoû - 20:48 | |
| Bonjour Vanina, Andraso fa omeko an-dry ny adressin'ny coiffeuse-ko dia tapahina ohatran'io voloko tam 4ème io ny volon-dry raha tena tian-dry tokoa io. Io no atao hoe coupe vly bol na hoe coupe petite maison dans la prairie. Raisin-dry ny bol fisotroan-dry ronono isan'andro ( bol fa tsy vilany a!!!) dia ataon-dry mihohoka eo ambony loha, dia tapahina izay volo mihoatra. Dia io tsara be io ny résultat. Mahazo maka tahaka ny hafa.
Biz | |
|
| |
Andry Vatombatony
Nombre de messages : 81 Age : 44 Localisation : Lille Date d'inscription : 08/09/2006
| Sujet: Milay e!! Ven 8 Sep - 15:15 | |
| Ôtrany vanitika b za mahita reto sary reto an!! Iza ary a zé mahalala??? Mety v ny fiainana any Canada any ry Tsikitsika a!! | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Ven 8 Sep - 19:35 | |
| Hummm, efa hoe tsy azo atao ny manao ankamantatra amin'ity forum ity ! Fa ny Andry tadidiko dia i Andry Tsitohaina, fantatsika hoe : FIL ! ( Fil MON mignon-anareo ho an'ny sasany ! ). Sûre aho fa ianao io ry Fil an ! donc, BIENVENUE EEEEEEEEEE ! | |
|
| |
Fidy Andolantsento
Nombre de messages : 248 Age : 43 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Sam 9 Sep - 20:41 | |
| Ary Andry ihany angamba ilay Andy fa adinony ny "r" dia miala wain dia mody manao ankamantatra. | |
|
| |
Andry Vatombatony
Nombre de messages : 81 Age : 44 Localisation : Lille Date d'inscription : 08/09/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 13 Sep - 15:09 | |
| Izy indrindry ty e! ary inn reto sary ataonareo ato ireto k'lé!! aiza ny droit nay fa tsy mety zao an!! zany ry Jacky!!! | |
|
| |
Hasina Andolantsento
Nombre de messages : 279 Age : 42 Localisation : Madagascar tanindrazako :-) Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 13 Sep - 17:50 | |
| Fa tena diso frappe marina ve ianao ry Fil tamin ilay Andy iny sa ahoana ? eo d miandry anaovana coup d'état vao mba mitsotra hoe iza ianao ! zany e, tsy maintsy mipotra foana nge ny marina e. Zay aloa fa dia mazotoa daholo ndray e. | |
|
| |
Sendra Andolantsento
Nombre de messages : 181 Age : 43 Localisation : Tana Date d'inscription : 29/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Dim 29 Oct - 16:50 | |
| aiza ko ary ny mamaly an'ty zvtr ty. Sa za mits no elaela vo mahazo zvtr. bjr daolo alo, d midera manokana ny modérateur-tsika (Jacky ngamba zany ra azoko tsara?). Tena mafnaritra lé site é! K'aiza iz zany Fil a! ts enoeno tsony mits a! Ary ono wa é, ovina no nisy ty zvtr ty, za zao vo naheno. Maztou daolo é! (iza ary a.... rire) | |
|
| |
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Dim 29 Oct - 17:27 | |
| | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 30 Oct - 15:59 | |
| za manana sary b d b fa tsy haiko ny mandefa azy! tsy mety mipoutra lé izy e! jacky ô! mba ampio za!
| |
|
| |
Vakana Zaza vao
Nombre de messages : 63 Age : 43 Localisation : Grenoble Date d'inscription : 16/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 30 Oct - 16:37 | |
| | |
|
| |
Rianas Vatombatony
Nombre de messages : 145 Age : 42 Localisation : Nantes Date d'inscription : 11/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 30 Oct - 17:10 | |
| Tonga soa ry holy sy sendra... Mbola ts nampian'i jacky hampiditra sary foana v ndry ? | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Sary Promotion | |
| |
|
| |
| Sary Promotion | |
|