| Sary Promotion | |
|
+15Holifanja Avana toavina Rianas Vakana Holy Monica Sendra Fidy Andry Vanina Soa Hasina bodo JM Mouni Jack 19 participants |
|
Auteur | Message |
---|
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 1 Nov - 12:40 | |
| messi! Rianas t@ lé zavatra! tena nisy kay tato fa za no tsy nijery! eh! tsy nalefan-dry zareo lé patte!tena kely ny entandry! ato! tena mbôla tsy mahay manapoitra sary fôna e! dryy | |
|
| |
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| |
| |
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 43 Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 23 Nov - 0:35 | |
| - Holy Monica a écrit:
za manana sary b d b fa tsy haiko ny mandefa azy! tsy mety mipoutra lé izy e! jacky ô! mba ampio za!
Aiza amin'izay le sarin-dry b b b ry Holy Monica? Izahay efa miandry!!!! | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 4 Déc - 16:27 | |
| tena misy sarin-dry t@ tsika nandihy t@ fête-promo mitsy ato ry Mouni a! fa asa indray ra hipoutra ra tsy fa to tsy mety fôna! aleo aloha refa mbô mailamailaka ny connéxion ato aminay alefako lé izy fa toa milouna b izy izany androany! : [URL=http://img105.imageshack.us/my.php?image=ftepromo1ho5.jpg][IMG] ttp://imdia efa nicolléko io lé url fa de tsy mety mipoitra e! an3 leo b zà | |
|
| |
JM Vatombatony
Nombre de messages : 77 Age : 42 Date d'inscription : 08/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mar 5 Déc - 11:30 | |
| tena tsindrian-daona mihintsy izahay miandry ilay sary ry holy monica | |
|
| |
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
| Sujet: resaa Mar 5 Déc - 17:54 | |
| | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Sam 16 Déc - 9:37 | |
| | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Sam 16 Déc - 9:44 | |
| io ary lé sary ry JM sy Mouni a! somary maizina alouha lé izy e! andraso fa mbôla misy iray ato! d io ko ndry ry vakana an d Holifanja kou io hita kely io! (tadidinareo v?hi!hi!hi ) | |
|
| |
Holifanja Avana Vatombatony
Nombre de messages : 97 Age : 42 Date d'inscription : 18/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 18 Déc - 8:43 | |
| ndry! hay mo nisy anreny adalana reny ko! nafnaritra ery tamreny! otran misy an'i Onja ko le voalohany io zan! | |
|
| |
Rianas Vatombatony
Nombre de messages : 145 Age : 42 Localisation : Nantes Date d'inscription : 11/08/2006
| |
| |
Holifanja Avana Vatombatony
Nombre de messages : 97 Age : 42 Date d'inscription : 18/10/2006
| Sujet: Sary Promotion Lun 18 Déc - 14:04 | |
| le ray io ve tsy poopy moa. to dihy gasigasy zay izy io! fa na io poopy na hiran'ny tarika tarika fa otran tadidiko nandihy tamzany za tamren | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 18 Déc - 15:52 | |
| - Rianas a écrit:
- Iee, ao doll ny troupy ray manontolo !!! Hi hi ! Mapmé b le sary, rah mbola manana ndry ry Doo d mba avoay aa ! Tadidiko ny répéty ny reny reetr reny... troooooop b ! Fa lé hira nandiizana no ts mverina ao antsaiko ! Ny ray klou deep deep down... East 17 (c vieux tt ça...)
andraos fa misy sarindry ato ry Rianas fa refa haiko ny mampa ngôda b azy de aléfako! fa ratsy lé sary kely! (ie troop iray manontolo ny tao : Rianas, Holifanja, Mirana, Onja, Malalatiana, lovasoa, za, dia nisy an'i Vakana, Mouni, tsy tadidikou tsouny fa nafnaritra e! ) | |
|
| |
Rianas Vatombatony
Nombre de messages : 145 Age : 42 Localisation : Nantes Date d'inscription : 11/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 18 Déc - 21:00 | |
| Ravô mapmé b zah amle sary d aza publié-na an ! Surtt pa en mode ngôzaB ! Hi hi hi ! Holifanja > Tsy hirani poopy fa tarika ratsy diso zah Ny tena napmé b le tam sortie le nihira ny troopy tena lol b | |
|
| |
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 43 Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Lun 18 Déc - 23:44 | |
| merci amin'ilay sary ry Holy Monica. | |
|
| |
Vakana Zaza vao
Nombre de messages : 63 Age : 43 Localisation : Grenoble Date d'inscription : 16/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 17 Jan - 17:28 | |
| tena tadidiko tokoa iny nandihy iny fa lé hira nandihizana tokoa tsy haiko tsony fa marina aloha hoe nisy East 17 lé anankiray. fa lé sary kosa katita kely e! miandry ny sary hafa zany e! | |
|
| |
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Ven 19 Jan - 16:04 | |
| iza no nahatadidy le mankalaza ny teny malagasy ????? | |
|
| |
Bouzkely
Nombre de messages : 1 Age : 42 Date d'inscription : 16/03/2008
| Sujet: Re: Sary Promotion Dim 16 Mar - 4:15 | |
| Bonjour daholo... ça fait un peu drôle de voir ces anciennes photosau fait! raha mba misy manana ny sary t@ 40ème anniv hoe dia mba alefaso e?? merci et bizz à tous | |
|
| |
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Dim 16 Mar - 21:21 | |
| | |
|
| |
Liana Tsisy atao
Nombre de messages : 300 Age : 42 Date d'inscription : 09/08/2006
| |
| |
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mar 18 Mar - 22:35 | |
| | |
|
| |
Liana Tsisy atao
Nombre de messages : 300 Age : 42 Date d'inscription : 09/08/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Mer 19 Mar - 16:23 | |
| | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 20 Mar - 14:54 | |
| | |
|
| |
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 20 Mar - 19:08 | |
| | |
|
| |
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
| Sujet: Re: Sary Promotion Ven 21 Mar - 16:57 | |
| ny tadidiko le i Bodo mijery ny paoziny foan manda pa tapitry ny hira!!!...
le adam sy éva any am edena...
il est vrémen, il è vrémen, il è vrémen phénoménal nal nal nal anl nal nal nal nal nal nal nal | |
|
| |
mahery Zaza vao
Nombre de messages : 26 Age : 43 Date d'inscription : 15/05/2008
| Sujet: Re: Sary Promotion Jeu 15 Mai - 12:19 | |
| BONJOUR
MANAO AZAFADY AMINAREO REETRA FA MISY OLONA RATSY TOETRA BE ATO.
EFA HO 3 MOIS ZA ZAO TSY NETY TAFIDITRA TATO AMIN'NY FORUM INTSONY.
ISAKY NY MIDITRA ZA DIA COMPTE INACTIF OU MOT DE PASSE INVALIDE FOANA NO SORATANY ATO.
UNE PERSONNE UTILISIE MON COMPTE ET ECRIT DES CHOSES VRAIMENT ABOMINABLES.
VOATERY ZA NAMORONA ITY PSEUDO VAOVAO ITY SATRIA TSY METY TAFIDITRA NEFA TE AHITA DE VISU MIHITSY HOE INONA DAHOLO NO LAZAINA FA SORATAKO ATO.
ENGA ANIE IZAY OLONA MAMPIASA NY PSEUDO AKO ATO HIVALY AMINY DAHOLO NY ZAVATRA REETRA NOTENENINY.
SOA ( Rianasoa RABETAFIKA).
PS: TENA MIALA TSINY AMIN'IREO IZAY VOAFITAKA FA VOUS POUVEZ PEUT ETRE CONSTATER (SURTOUT CEUX QUI ME CONNAISSENT VRAIMENT) QUE CE N'EST PAS DU TOUT MON GENRE TOUTES CES VULGARITES[/b] | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Sary Promotion | |
| |
|
| |
| Sary Promotion | |
|