| Sary manokana | |
|
+18jemima Vakana toavina. Mialys Holy Monica Vanina mimisy Liana Hasina Holy Fidy bodo Ony JM Soa mbola Mouni Jack 22 participants |
|
Auteur | Message |
---|
Mouni Andolantsento
Nombre de messages : 192 Age : 43 Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 23 Nov - 0:11 | |
| Betsaka kokoa ny ankizy efa manam-bady sy manan-janaka any Dago noho ny ankizy tsy any.
Fa maninona àry é? | |
|
| |
Liana Tsisy atao
Nombre de messages : 300 Age : 42 Date d'inscription : 09/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 23 Nov - 13:26 | |
| T@ ireny delestage ireny ny tena nisy baby boom teto aminay! Normal be fa tsisy atao mihitsy ny olona! | |
|
| |
toavina. Vatombatony
Nombre de messages : 77 Age : 43 Localisation : alorbi, akaikin'i tsarasaotra Date d'inscription : 30/10/2006
| Sujet: delestage Ven 24 Nov - 0:20 | |
| | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Ven 24 Nov - 14:48 | |
| - Mialys a écrit:
- andrekaikô, tena tsy tonga saina mintsy a zany. ié tadidiko ka. ary tadidin-dry koa ve lé hoe "fety be indray androany"? d i Janice kely koa any efa nanambady, i Andy no vadiny. mahafinaritra ny fiainana e
tena tsy avotra mihitsy tsika t@ ireny, fa ny ahy moa adino hatr@ ny fianarana! tapaka ny tsinaiko @ lé déléstage!ha!ha!ha! | |
|
| |
toavina. Vatombatony
Nombre de messages : 77 Age : 43 Localisation : alorbi, akaikin'i tsarasaotra Date d'inscription : 30/10/2006
| Sujet: délestage Mer 29 Nov - 0:00 | |
| an an an! délestage: ny jiro no tapaka fa tsy ny tsinay!!! | |
|
| |
Soa Andolantsento
Nombre de messages : 266 Age : 42 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Mer 29 Nov - 17:02 | |
| Toavina aaaa, I BELIEVE I CAN FLY | |
|
| |
Liana Tsisy atao
Nombre de messages : 300 Age : 42 Date d'inscription : 09/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 30 Nov - 22:32 | |
| | |
|
| |
Vakana Zaza vao
Nombre de messages : 63 Age : 43 Localisation : Grenoble Date d'inscription : 16/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Lun 4 Déc - 12:39 | |
| Holy Monica a, hay v lé Faneva t@ période ICM lé vadin-dry e! tadidiko mitsy lé kôzy ka! dé tadidiko tsara mitsy koa ndry lé mingitrika reny satria za efa nisy fotoana nanao ny sonian-dry teo @ feuille de présence e! | |
|
| |
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Mar 5 Déc - 21:10 | |
| | |
|
| |
Vakana Zaza vao
Nombre de messages : 63 Age : 43 Localisation : Grenoble Date d'inscription : 16/08/2006
| |
| |
Mialys Andolantsento
Nombre de messages : 288 Age : 42 Localisation : eto amiko Date d'inscription : 12/10/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 7 Déc - 10:54 | |
|
Dernière édition par le Jeu 7 Déc - 16:53, édité 1 fois | |
|
| |
jemima Vatombatony
Nombre de messages : 127 Age : 42 Date d'inscription : 09/11/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 7 Déc - 16:31 | |
| bjr daoly! aona kay ny fandefasana sary @ ty fa to ts mety lasa lé izy? | |
|
| |
Vakana Zaza vao
Nombre de messages : 63 Age : 43 Localisation : Grenoble Date d'inscription : 16/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Dim 10 Déc - 20:20 | |
| | |
|
| |
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
| Sujet: diplom Dim 10 Déc - 22:24 | |
| mais fondamentalement, un diplome, çà se mange? | |
|
| |
Vakana Zaza vao
Nombre de messages : 63 Age : 43 Localisation : Grenoble Date d'inscription : 16/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Lun 11 Déc - 2:27 | |
| - toavina a écrit:
- mais fondamentalement, un diplome, çà se mange?
ça dépend des penchants de chacun! | |
|
| |
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Lun 11 Déc - 12:05 | |
| - Vakana a écrit:
- toavina a écrit:
- mais fondamentalement, un diplome, çà se mange?
ça dépend des penchants de chacun! oui je vois, toi tu t'y exerce pour les fausse signatures hihihihi | |
|
| |
mimisy Zaza vao
Nombre de messages : 47 Age : 42 Localisation : Paris Date d'inscription : 06/10/2006
| Sujet: sary bien sûr Mar 13 Fév - 19:05 | |
| | |
|
| |
Fidy Andolantsento
Nombre de messages : 248 Age : 43 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Mar 13 Fév - 21:41 | |
| Mila droit de réponse avy any @ Lita 'zay, mba aiza alo éla fa tsy mba manoratra mitsy eh!! na tairo message privé refa zany fa ela 'zay.
Na mba teneno léry ry Vero mba handefa message fa niara ni-galère tany vontovorona ihany ve hono hoe,sady léry ary nitsoaka talohako. | |
|
| |
mimisy Zaza vao
Nombre de messages : 47 Age : 42 Localisation : Paris Date d'inscription : 06/10/2006
| Sujet: ... Ven 16 Fév - 2:23 | |
| Ka za ange tsy mahafantatra oe aiza iz fa sendra hitako par hasard fotsiny io e.Aleo izy hanoratra ato hitantara | |
|
| |
Liana Tsisy atao
Nombre de messages : 300 Age : 42 Date d'inscription : 09/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Ven 16 Fév - 11:18 | |
| Iza akia io zaza io ry Vero? Nojerevako ilay lien fa tsy fantatro ilay olona @ sary! Sa resakareo sy Fidy manokana io??? | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Ven 16 Fév - 12:14 | |
| Tsy tadidinareo ve ilay sary amin'ny lien? I Chuk Hen Chun reto ilay lehilahy ann!! | |
|
| |
Liana Tsisy atao
Nombre de messages : 300 Age : 42 Date d'inscription : 09/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Ven 16 Fév - 19:57 | |
| Ahhhh! ok! | |
|
| |
mimisy Zaza vao
Nombre de messages : 47 Age : 42 Localisation : Paris Date d'inscription : 06/10/2006
| Sujet: ski Mer 21 Fév - 17:30 | |
| tsay tsay Bodona tany Courchevel an!!!zay ki hiasa ao @nareo koa!!!na mpamafa trano aza ts manin!!! | |
|
| |
mbola Andolantsento
Nombre de messages : 179 Age : 43 Localisation : bruxelles Date d'inscription : 07/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 22 Fév - 18:14 | |
| ny mpamafa trano tsy nandeha ski niaraka tamin-dry zareo ry Vero a | |
|
| |
Holy Monica Andolantsento
Nombre de messages : 187 Age : 43 Date d'inscription : 26/10/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Lun 5 Mar - 15:47 | |
| | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Sary manokana | |
| |
|
| |
| Sary manokana | |
|