| Sary manokana | |
|
+18jemima Vakana toavina. Mialys Holy Monica Vanina mimisy Liana Hasina Holy Fidy bodo Ony JM Soa mbola Mouni Jack 22 participants |
|
Auteur | Message |
---|
Tatiana
Nombre de messages : 8 Age : 43 Date d'inscription : 09/03/2007
| Sujet: Re: Sary manokana Ven 23 Mar - 15:52 | |
| tena mbola tsisy sary zaza na sary mariazy alefa aloha fa mbola sary kandra no tena betsaka. (sady tsisy za rery koa fa mbola tadiavina) fanompoana tanindrazana io !!!!!!!!!!!! | |
|
| |
Tatiana
Nombre de messages : 8 Age : 43 Date d'inscription : 09/03/2007
| Sujet: Re: Sary manokana Ven 23 Mar - 15:57 | |
| tena tsy tafiditra le sary ry zareo fa andraso aloha hianatra handefa azy, nefa efa ho adin'iray anie za no teto eh!!!! | |
|
| |
haingo
Nombre de messages : 2 Age : 43 Localisation : Rennes Date d'inscription : 17/04/2007
| Sujet: Re: Sary manokana Mar 17 Avr - 17:04 | |
| - Fidy a écrit:
- Mila droit de réponse avy any @ Lita 'zay, mba aiza alo éla fa tsy mba manoratra mitsy eh!! na tairo message privé refa zany fa ela 'zay.
Na mba teneno léry ry Vero mba handefa message fa niara ni-galère tany vontovorona ihany ve hono hoe,sady léry ary nitsoaka talohako. Dia ahoana ry polytechnicien a. Ny trano ve lety mba efa voaloko tsara hipitsihan'ialahy fotsiny lelika e. | |
|
| |
Fidy Andolantsento
Nombre de messages : 248 Age : 43 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Dim 22 Avr - 10:30 | |
| ha! ha!, no comment lesy a! Ka inona no malaza? firy ny zaza?lol Ps:Tsy polytechnicien ka, efa t@ ireny no vita hatreo ny anjaran'iny resaka iny. | |
|
| |
haingo
Nombre de messages : 2 Age : 43 Localisation : Rennes Date d'inscription : 17/04/2007
| Sujet: Re: Sary manokana Lun 23 Avr - 19:41 | |
| tsy mbola nitoko lety hatramin'izao fa nga tsy loza... za manana recette mba atondrotondry eny ihany izahay e. | |
|
| |
toavina Tsisy atao
Nombre de messages : 320 Age : 43 Date d'inscription : 04/12/2006
| Sujet: mi sen merde de manoratra Mar 24 Juil - 21:19 | |
| | |
|
| |
Bens Zaza vao
Nombre de messages : 34 Age : 43 Localisation : Loin b Date d'inscription : 21/11/2006
| Sujet: ô iza iza Lun 30 Juil - 11:12 | |
| Ô Jaky é! Fa maninn kay no ntapaan'là lé sary @ avatar an'là? Ary lé kofa eo am lé reflet fitaratra io l'ty aona no nahafantaran'là azy??? Averiko fa hendry né elà é! | |
|
| |
Jack Andolantsento
Nombre de messages : 290 Age : 43 Localisation : Sao Sebastiao Date d'inscription : 06/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Lun 30 Juil - 12:22 | |
| notapahana fa tsy za rery manko lé teo e afaka asehoko anlah lé sary complet am manaraka akama tao am tsenagasy lesy lery é samy hendry zay ka , tsy nanao betise zany | |
|
| |
bodo Tsisy atao
Nombre de messages : 305 Age : 42 Localisation : eto am-paradisa tany Date d'inscription : 05/08/2006
| Sujet: Re: Sary manokana Jeu 9 Aoû - 0:16 | |
| | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Sary manokana | |
| |
|
| |
| Sary manokana | |
|